
Dem么krasy
manan-danja ny Feonao.Toerana ahafahanao maneho an-kalalahana ny hevitrao mahakasika ny raharaham-pirenena. Ny feonao no hitarika ny fiovana ary teknolojia "Intelligence Artificielle (IA)" no hanamora izany.
...
Lohahevitra
...
Hevitra voaray
馃挕 Ahoana ny fomba fiasany ?
Ny Dem么krasy dia manamora ny fanehoan-kevitra amin'ny fomba tsotra sy mangarahara.
Misafidy lohahevitra
Safidio ny lohahevitra tianao hanehoana hevitra.
Mandefa sosokevitra
Ampidiro ny hevitrao sy ny fomba fijerinao.
Miandry fanangonana
Ny "plateforme" no manangona sy mandamina ny valiny.
Fintinina amin'ny IA
Ny AI dia mamintina sy manolotra sary mazava tsy misy fitongilanana.